- Zoma 12 Oktobra 2018
Edito.Tsy sahy sy matahotra ve e ?
Miroso hatrany ny fanaovana propagandy sy ny propavandy. Misoko mangina ihany koa ireo kandida tsy mankasitraka fifidianana noho ny fomba nikarakarana azy,
Hamaky ny tohinyMiroso hatrany ny fanaovana propagandy sy ny propavandy. Misoko mangina ihany koa ireo kandida tsy mankasitraka fifidianana noho ny fomba nikarakarana azy,
Hamaky ny tohinyMety hahatsikaiky ny mahita olona mametaka peta-drindrina kandida iray kanefa manao fanamiana kandida iray hafa. Mety misy ho sorena koa anefa rehefa mahita tranga toy izany.
Hamaky ny tohinyMihazakazaka amin’ny fanaovana propagandy ny kandida vitsivitsy, ary manao izay faraheriny mihitsy, raha toa ka mbola mangingina ny sasany, ary iaraha-mahita ny mbola fisian’ireo miady varotra noho ny fahitany zavatra tsy milamina sy tsy mangarahara.
Hamaky ny tohiny« Raha misy manome zavatra ho anao, kingà miteny hoe misaotra tompoko ! », hoy ny tsianjerin’ny ankizy sy ny zaza.
Hamaky ny tohinyRaikitra ity ny propagandy efa nandrasan’ny maro, ka hanakoako manerana ny tanàna ny fampielezan-kevitra. Samy niomana ny kandida tsirairay avy amin’io, ary samy manana ny paikadiny.
Hamaky ny tohinyTsy milamina ny tany ama-monina, ary tsy maniry loza fa toa mandindona ny loza ho an’ny firenena amin’izao.
Hamaky ny tohiny