- Talata 23 Oktobra 2018
Edito.Tonga ny fotoana
Tonga ny fotoana na hoe “Time is now.”, hoy ry zareo anglisy. Kandida ho filoham-pirenena maromaro no nanamafy izay. Fotoana hanaovana inona anefa ?
Hamaky ny tohinyTonga ny fotoana na hoe “Time is now.”, hoy ry zareo anglisy. Kandida ho filoham-pirenena maromaro no nanamafy izay. Fotoana hanaovana inona anefa ?
Hamaky ny tohinyMiditra amin’ny herinandro fahatelo amin’ny propagandy isika amin’izao, izany hoe misasaka tsara ny fotoana ka mbola manana tapa-bolana ireo kandida hanaovana fampielezan-kevitra.
Hamaky ny tohinyHamarana ny herinandro faharoan’ny fampielezan-kevitra ho an’ireo kandida filoham-pirenena isika.
Hamaky ny tohiny“Ndrao diso fahavalo isika ?”, hoy ny kandida ho filoham-pirenena iray izay.
Hamaky ny tohinyManakoako eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao ny akon’ny fandresen’ny Barean’i Madagasikara sambany tafita hiatraka ny dingana famaranana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika amin’ny taona 2019.
Hamaky ny tohinyMba inona loatra re no hamaritana ny atao hoe fitiavan-tanindrazana ho an’ny maro e ?
Hamaky ny tohiny