- Talata 15 Janoary 2019
Edito.Na samy resy na samy handresy !
“Tsy resy akory ny resy raha noresen’ny mpampandresy fa ny tena mpandresy dia izay mahay resy raha toa ka tena resy”, hoy ilay mpandinika raharaham-pirenena iray izay.
Hamaky ny tohiny“Tsy resy akory ny resy raha noresen’ny mpampandresy fa ny tena mpandresy dia izay mahay resy raha toa ka tena resy”, hoy ilay mpandinika raharaham-pirenena iray izay.
Hamaky ny tohinyMiteraka adihevitra goavana ho an’ny mpanara-baovao sy any anaty tambajotram-pifandraisana ara-tsosialy amin’izao ny momba ilay fianianan’ny filoha tsy hisy fotoam-pivavahana, tsy hisy fampiasana baiboly.
Hamaky ny tohinyfito andro katroka sisa dia handray ny fahefany amin’ny fomba manetriketrika ny filoham-pirenena vaovao.
Hamaky ny tohinyFa inona ihany no tiana hahatongavana eto amin’ity firenena ity e ? Efa nanaiky sy nilefitra ny kandida an-kilany tamin’ny fifidianana, ary efa nitsodrano ilay ambara fa lany na azo iadian-kevitra aza ny fahalaniana.
Hamaky ny tohinyMandritry ny herinandro raha kely indrindra, dia ny mikasika ny filoham-pirenena vaovao foana no resaka eny amin’ny fiarahamonina sy tambajotran-tserasera eny, raha politika no resahana.
Hamaky ny tohinyNivoaka iny ny valim-pifidianana, ka na nisy aza ny fifanandrinana niainga tany amin’ny latsa-bato, ny fifanolanana tany amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana,…
Hamaky ny tohiny