• Alatsinainy 31 Desambra 2018
Edito.Mitohy ny tantara, resena ny ratsy!

Mifarana tanteraka ny taona 2018 ho an’ny anio, fa ny tantara nentiny kosa hitohy amin’io 2019 ho avy io, raha ny fiainam-pirenena sy ny politika no zohiana. Mafana sy mangotraka ny toe-draharaha,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Edito.Fasana hilevenan’ny firenena !

Nivoaka iny ny valim-pifidianana vonjimaika ka eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny baolina manomboka eto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Edito.Fandresena hitondra aiza ?

Hatramin’izay nisian’ny fifidianana teto Madagasikara na filoham-pirenena io na depiote na ben’ny tanàna, dia saika nisy savorovoro hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Edito.Tsy handefitra ny manana ny rariny

Miandry izay ho valim-pifidianana izany isika izao, na dia efa hita sy efa mazava aza ny havoakan’ny Vaomiera misahana izany dia ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Desambra 2018
Edito.Adin’ny maizina sy ny mazava

Tena mitombona tanteraka ny hoe: “adin’ny maizina sy ny mazava” no misy eto amin’ity firenentsika ity amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2018
Edito.Tsipaky ny miala aina

Vita ihany iny ny fihodinana faharoa tamin’ny fifidianana filoham-pirenena na henjakenjana aza ny dingana nolalovana. Samy miandry am-pitoniana izany isika saingy misy ny miezaka mandrangaranga sandry sy mitady hanakorontana.

Hamaky ny tohiny
FTT