- Talata 22 Janoary 2019
Edito.Edito Naniry zaza ka tera-dahy !
Io ary ilay nandrasana. Naniry zaza isika Malagasy ankehitriny ka tera-dahy.
Hamaky ny tohinyIo ary ilay nandrasana. Naniry zaza isika Malagasy ankehitriny ka tera-dahy.
Hamaky ny tohinyVita ny fianianan’ilay filoham-pirenena vaovao. Miandry izay hafitsony izany isika manomboka eto, ka raha ireo fampanantenana rehetra natao aloha no ho tanteraka, dia azo antoka tokoa fa mba hivoatra Ramalagasy,
Hamaky ny tohinyFeno ny fahefana eo am-pelatanan’ilay filoha vaovao. Efa any aminy, hono, ny lakile hamahana ny olan’i Madagasikara na dia niteraka resa-be aza ilay fombafomba fifanolorana tsy tanteraka omaly teny Iavoloha.
Hamaky ny tohinyHanana fahefana feno manomboka anio ireo mpitondra nanana ny tantarany tsy dia tsara tamin’ny firenena tany amin’ny 10 taona lasa.
Hamaky ny tohiny« Izao tontolo izao dia masoko sy sofiko avokoa », hoy ny Ombalahibemaso na ny mpanjaka Andrianampoinimerina.
Hamaky ny tohinyMaro izay fampanantenana natao izay. Tsy vitsy izay fampanofinofisana nakana ny fon’ny vahoaka izay.
Hamaky ny tohiny