• Alarobia 08 Mey 2019
Edito.Lasa anjely latsaka an-tany !

Mandeha ny fampielezan-kevitry ny fifidianana solombambavambahoaka, ary maro ny zavatra hita taratra eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Edito.Hevitra sa seho ivelany ?

Tonga indray ny fotoana natokana ho an’ny fampielezan-kevitr’ireo te ho depiote vaovao ho ao Tsimbazaza ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Edito.Mahaiza ary mifidy e!

Raikitra izany ity fampielezan-kevitra! Samy manana ny fomba hoentiny manantanteraka izany ny kandida isanisany, ary hanao izay faharaheriny handresen-dahatra ny mpifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Edito.Zatra ny làlan-dririnina!

Ezahina ahena ny vesatry ny fanjakana. Esorina ny mpiasa tsy raikitra any amin’ny minisitera samihafa (ECD) mba hampihenana ny vesatra ka tsy maintsy mifehy kibo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Edito.Tokan-jotra lava

Nifarana teo amin’ny Tsak tsak zato, arivo nampalaza ny filoha teo aloha Tsiranana ny fitondrany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2019
Edito.Tena mpanangana sa mody manangana ?

Ny soa fianatra, hoy ny fomba fitenintsika Malagasy izay. Miezaka mafy mandova ny vitan’ny fanjakana teo alohany ny filoha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT