- Alarobia 29 Mey 2019
Edito.Isaorana daholo marina !
Tontosa indray iny ny fifidianana depiote. Miandry ny valin’izany isika rehetra.
Hamaky ny tohinyTontosa indray iny ny fifidianana depiote. Miandry ny valin’izany isika rehetra.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly iny ny fifidianana solombavambahoaka teto amin’ny tany sy ny firenena. Miandry ny vokatra ofisialy isika mianankavy.
Hamaky ny tohinyKihon-dàlana farany ho an’ny fampielezan-kevitra anio sy rahampitso. Mety ao ihany koa no mbola mijery sy mandinika farany, ka mikofokofoka farany ireo kandida.
Hamaky ny tohinyFihodinana fahatelo, hono ity, ho an’ilay kandida filoham-pirenena tsy nolaniana tamin’ny fihodinana faharoan’ny fifidianana natao teto amintsika farany teo sy ny ekipany.
Hamaky ny tohinyToa mbola tsy mahatsapa ho filohan’ny Malagasy rehetra ny Filoha ankehitriny, ka sady manao propagandy ho an’ny tenany no mampandany ankolaka ireo kandidan’ny IRD.
Hamaky ny tohinyNy ahiana dia ny fisantarana 58 taom-pietrena indray ao anatin’izao fitondrana izao raha ny fizotry ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny no jerena.
Hamaky ny tohiny