- Alarobia 19 Jona 2019
Edito.Tsy manan-kambo !
Hisy avy amin’ny tafika Frantsay hanao matso eny Mahamasina amin’ny 26 jona.
Hamaky ny tohinyHisy avy amin’ny tafika Frantsay hanao matso eny Mahamasina amin’ny 26 jona.
Hamaky ny tohinyTontosa indray aloha iny ny fanambarana ny voka-pifidianana tsy ofisialy fanindroany nataon’ny vaomiera misahana izany na ny CENI.
Hamaky ny tohinyNivoaka ny valim-pifidianana ofisialy vonjimaika. Afa-bela izany ny CENI. Asa aloha na hampiova zavatra ny fitoriana samihafa eny am-pelatanan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohinyNy an-daniny milaza fa tsy mahazaka resy ireo mimenomenona eo anatrehan’ny filazana fa misy ny hosoka ara-pifidianana, fa fitia te hanakorontana fotsiny.
Hamaky ny tohiny“Valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza”, hoy ny fahendrena Malagasy.
Hamaky ny tohinyDimy volana nitondrana ny firenena Atoa Andry Rajoelina. Ao ny mety ho tsara fa ao ihany koa ny zavatra mamohehitra afitsoky ny fanjakana.
Hamaky ny tohiny