- Alatsinainy 09 Martsa 2020
Edito.Teny zato, kabary arivo
“Teny zato, kabary arivo, fa ny iray ihany no marina”, hoy ny oha-pitenenantsika izay.
Hamaky ny tohiny“Teny zato, kabary arivo, fa ny iray ihany no marina”, hoy ny oha-pitenenantsika izay.
Hamaky ny tohinyTsy misy mandeha amin’ny laoniny intsony ny toe-draharaha politika eto.
Hamaky ny tohinyNa mpanao politika na mpitondra na manampahefana hafa eto amin’ity firenena ity aloha dia tsy misy azo atao filamatra daholo hatreto.
Hamaky ny tohinyNa tsy mitsotra ny marina aza dia tena tojo fahasahiranana ny fitondram-panjakana tarihin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyMiverina any amin’ny resa-pifidianana indray ny tantaran’ny toe-draharaha politika eto amin’ny firenena. Nifoha ny fota-mandry efa niniana nototofana tany aloha.
Hamaky ny tohinyNihemotra niha nanakaiky ny rambony ny laharantsika amin’ny resaka ady amin’ny kolikoly, voasokajy ho firenena faha-29 amin’ny firenena 31 mahantra indrindra, zara raha misy 7,91%
Hamaky ny tohiny