- Alatsinainy 30 Martsa 2020
Edito.An-tendro-molotra fotsiny ?
Tsy andron’ny fifanomezan-tsiny intsony izao, hoy ny filoham-pirenena tamin’ny andro voalohany nanambarany fa tafiditra eto ity areti-mandripaka.
Hamaky ny tohinyTsy andron’ny fifanomezan-tsiny intsony izao, hoy ny filoham-pirenena tamin’ny andro voalohany nanambarany fa tafiditra eto ity areti-mandripaka.
Hamaky ny tohinyAza heverina ho toy ny anaty fety na kermesy sy andro tsy iasana fa handraisan-karama isika, hoy ny minisitry ny atitany izay omaly.
Hamaky ny tohinyHita ho tezitra sy hendratrendratra be ihany ny filoham-pirenena halina raha niresaka mivantana tao amin’ny TVM ;
Hamaky ny tohinyMaha velombolo ny fahenoana fa efa mizotra tsikelikely ho amin’ny fahasalamana ny ampahany betsaka amin’ireo voambara ofisialy fa tratrin’ilay aretina COVID19 hatreto.
Hamaky ny tohinyMandalo fotoan-tsarotra ny firenentsika amin'izao fotoana izao. Sambany angamba ny Malagasy, indrindra ny eto an-Renivohitra no norarana tsy hivoaka ny trano, kanefa tsy tany miady na misy krizy ara-politika goavana. Azo hitarafana ny fahazakantsika sedra sy handanjana ny fahefam-panjakana io hoe: hatraiza ny fankatoavan'ny olona manam-pahefana?
Hamaky ny tohinyMandalo fotoan-tsarotra ny firenena. Tena mbola tsy nisy angamba ny toy izao, raha ny endriny no jerena. Sedra iraisana amin’izao tontolo izao anefa io amin’ny lafiny iray.
Hamaky ny tohiny