- Zoma 20 Martsa 2020
Edito.Misangy loza, mpitari-bato vilam-bava
Hendratrendra be ihany ny fanjakana Malagasy eo anatrehan’ny toe-draharaha iainan’ny firenena ankehitriny. Mampiaka-peo, mibetroka, mandrahona eo anatrehan’ny zavatra mety manohintohina azy. Isan’ny iompanan’izany ity raharaha Coronavirus ity, niantsoan’ny filoha fiombonana sy fiaraha-mientana rahateo.
Hamaky ny tohiny