- Sabotsy 24 Martsa 2018
Dossier.Fanadiovana vola maloto Miha mahazo vahana eto Madagasikara
96 miliara Ariary ny famotsiam-bola na fanadiovana vola maloto hita tamin’ny taona 2016. Niakatra ho 223 miliara Ariary tamin’ny taona 2017, araka ny tarehimariky ny sampandraharaha miady amin’ny famotsiam-bola (SAMIFIN).
Hamaky ny tohiny
