- Alakamisy 13 Septambra 2018
Dossier.Tsiperifery eto Madagasikara Mampidi-bola betsaka
I Madagasikara irery no manana tsiperifery ary tena mampidi-bola ny fanondranana azy satria mahatratra 200 Euros na 803 000 Ar hatramin’ny 350 Euro na 1 405 000 Ar ny kilao ividianan’ny firenena eoropeanina azy (1Euro=4015Ar).
Hamaky ny tohiny