Dossier

Tahan’ny fitomboana ara-toekarena 5,2% ny tanjona ho an’i Madagasikara amin’ny 2019


  • Talata 27 Novambra 2018

5,1% ny tahan’ny fitomboana ara-toekarena napetraka fa hotratrarina tao anatin’ny volavolan-dalànan’ny tetibolam-panjakana 2018 (LFI).

 


Tsy tratra hatrany izany na dia nolazaina aza fa nisy ireo ezaka maro samihafa hanamarinan-toerana ny harifaobe. Amin’izao fotoana dia 5,2% indray no tanjona ao anatin’ny LFI mba hiaingan’ny toekarena eto Madagasikara. Rehefa tratra io taha io dia manomboka miakatra tsikelikely ny lafiny ara-toekarenaka hiteraka fampandroasoana. Miankina tanteraka amin’ny fahaiza-manaon’izay mpitondra ho lany amin’ny fihodirana faharoa eo anefa izany satria maro be ny singa ara-toekarena hetsehina sy hampandrosoana hahatrarana ny tanjona. Raha tena mahay aza ny mpitantana dia mety hihoatran’io tanjona napetraka io mihitsy ny tahan’ny fitomboana ara-toekarena. Miankina amin’ny safidin’ny vahoaka araka izany ny hahatanterahan’ireny karazana fanapahan-kevitra ara-toekarena noraisina ireny.

 

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT