• Alatsinainy 16 Martsa 2020
Dossier.Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Martsa 2020
Dossier.Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Dossier.TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Dossier.Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Martsa 2020
Dossier.Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Dossier.Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT