• Talata 11 Febroary 2025
ONU sy ireo rantsamangaikany. Inona marina moa ny tombotsoa be azon’i Madagasikara?

Manomboka henjakenjana ny tsio-drivotra mikasika ny Firenena Mikambana (ONU - Organisation des Nations Unies) sy ireo rantsana ao anatiny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2025
JOROKELY, MPIVARO-KOBA MANDEHANDEHA. Mahavita dia an-tongotra 15 Km isan’andro raha kely

Asa fivelomana nanomboka nahazo vahana teto amintsika herin-taona latsaka izao ny fivarotana koba

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Janoary 2025
Avy aiza marina no niavian’ny teny hoe « ARIARY ». Fihaviana ara-litera

Avy amin’ny teny arabo hoe : “rial” na “al rial” ; no fihavian’ny teny hoe “Ariary”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
Ny tontolo andron'i ..... RIJA MPAMILY TAKSIBE

Mitondra 5.000 ka hatramin’ny 30.000 Ar mody isan’andro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2025
Ny tontolo andron'i..... FARASOA, MPIVAROTRA AMORON-DALANA Mifoha amin’ny 03 ora maraina isan’andro maka entana

Tsy mora ny miatrika ny fiainana indrindra rehefa manana ankohonana velomina sy ahiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Desambra 2024
TANORA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA. Resy lahatra fa handrotsa-bato ho an’i Tahina Razafinjoelina

Resy lahatra fa handrotsa-bato ho an’ny Kandida laharana faha-2 ireo tanora eto Antananarivo renivohitra afaka

Hamaky ny tohiny
FTT