• Alarobia 10 Aprily 2019
Dossier.Sahirana ara-bola ny fanjakana Roahina ny mpiasa, mifehy kibo ny ministera

Noresahina nanomboka teo amin’ny fitsanganan’ny governemanta tao anatin’izao fanjakana Rajoelina izao ny 23 janoary ny mahakasika ny politikan’ny fitsitsiana, antony nampihenana ireo mpikambana ho 22 raha 31 izay tany aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Dossier.Madagasikara sy Senegal Hitadiavan’i Lafrantsa tombony ara-toekarena indray…

Tsy hisy akony akory amin’ny toekaren’i Madagasikara ny fandehanan’ny filoha Malagasy tany Sénégal.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Dossier.Fanaovana kolikoly avo lenta Matahotra miteny ny mpanao gazety

Misy ny mpanao gazety mahafantatra ny fisian’ny kolikoly ary mahalala mihitsy ny olona manao izany saingy misafidy ny hangina noho ny tahotra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Dossier.SALON DE MASSAGE Manimba ny tovovavy Malagasy, karazana fivarotan-tena an-kolaka

Asa iray anisan’ny tena mahazo vahana eto amintsika ankehitriny ny “Salon de massage”. Hanotra ireo mpanjifa reraka na te haka aina kely no tena hatao amin’izany saingy mivadika ho zavatra hafa rehefa tonga any amin’ilay tsy eritreretina. Lasa miafara any amin’ny firaisana ara-nofo mantsy izy io, endrika fivarotan-tena an-kolaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Dossier.Fanatontoloana Mahazo tombony be i Sina

Tsy azo ihodivirana ny fidirana amin’ny fanatontoloana amin’izao fotoana izao. Matetika sady hita soritra anefa fa ny firenena tena matanjaka no misitraka ny tombony ary saika matiantoka hatrany ny firenena mahantra tahaka an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Dossier.Fenitra momba ny harena ankibon’ny tany Mbola mila ezaka i Madagasikara

Nisy ny fanatontosana atrikasa fampiofanana momba ny fenitra EITI sy fanolorana ny tatitry ny tomban'ezaka ho an'ny taona 2017 teny amin'ny Mining Business Center, Mamory Ivato ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT