• Alatsinainy 03 Jona 2019
Dossier.Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Mahalala zavatra maro ny Frantsay

Natolotra an’i Madagasikara ny 31 mey 2019 tao amin’ny Muséum National d'Histoire Naturelle,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Dossier.Faritra Malalaka Ifanakalozana Tombony ho an’ny firenena matanjaka

Ny nitsirian’ny hevitra namoronana ny Faritra Malalaka Ifanakalozana (Zone de libre échange continentale na ZLEC) dia ny fahitana fa sarotra ny manao fanambarana ara-kaba na ara-ketra « déclaration en douane » satria sady mandany vola no mandany fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Dossier.Plan Emergence Madagascar Hampiasaina mandritra ny 5 taona

Nisy ny atrikasa fifanakalozan-kevitra nokarakarain’ny minisiteran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola omaly teny amin’ny Carlton Anosy izay haharitra 2 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Dossier.CNaPS- Fiahiana ara-tsosialy Any Menabe indray ny fanentanana

Mitohy hatrany ny fampahafantarana ataon’ny Tahirim-pirenena momba ny Fiahiana ara-tsosialy na ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Dossier.Fahasimban’ny tontolo iainana eto Madagasikara Ny olombelona no tena fositra

Ho hentitra hatrany ny minisiteran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra amin’ny fampiharana ny lalàna mifehy ny fiarovana ny zava-manan’aina sy ny tontolo iainanana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Dossier.Tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana Nankatoavin’ny HCC saingy…

Nandalo teny anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) ny volavolan-dalàn’ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana (LFR) ka nankatoavina izany ary nolazainy fa mifanaraka amin’ny lalampanorenana.

Hamaky ny tohiny
FTT