• Alakamisy 13 Jona 2019
Dossier.Asa fandrefesan-tany Tsy mbola fantatry ny ankamaroan’ny Malagasy

Nanomboka omaly alarobia 12 jona tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ary haharitra 3 andro ny fampirantiana karakarain’ny fikambanan’ireo Injeniera misehatra amin’ny asa topografika na fandrefesan-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Dossier.Volobe Toamasina Hamokatra herinaratra 120 MW ny CGVH-Jovena

Nosoniavina ny 28 mey lasa teo tany Paris ny fifanarahana lasitra momba ny tetikasa famokarana herinaratra amin'ny alalan'ny tohadrano ao Sahofika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Dossier.Toekarena Indianina Lasa lavitra na dia maro aza ny sehatra tsy ara-dalàna

Lany ho praiminisitr’i India indray i Narendra Modi taorian’ny fifidianana ho solombavambahoaka natao tany an-toerana ny volana mey lasa teo tamin’ny alalan’ny antokony izay nahazo toerana betsaka indrindra tao amin’ny kongresy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2019
Dossier.Lalam-pihariana ronono Tsy ampy ny famokarana eto Madagasikara

Nanomboka omaly ary ho tapitra ny sabotsy ho avy izao ny foaraben’ny ronono andiany fahatelo atao etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2019
Dossier.Zon’ny ankizy Mbola betsaka ireo tsy voahaja eto Madagasikara

Ny 40,17 %-n’ny mponina eto amintsika dia ankizy vao teraka ka hatramin’ny 14 taona avokoa, raha araka ny antontan’isa nivoaka tamin’ny taona 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jona 2019
Dossier.Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Mahalala zavatra maro ny Frantsay

Natolotra an’i Madagasikara ny 31 mey 2019 tao amin’ny Muséum National d'Histoire Naturelle, Paris, ny vokatry ny asa fikarohana sy firaketana rehetra nataon’ny Bureau de Recherche Géologique et Minière (BRGM)

Hamaky ny tohiny
FTT