- Talata 21 Mey 2019
Dossier.Imbiky Herilaza “Mafy ny nandrafetana ny LFR 2019”
Nodinihana nandritra ny fotoana lava ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana hifehy ny fandaniambolam-panjakana amin’ity taona 2019 ity (LFR 2019).
Hamaky ny tohinyNodinihana nandritra ny fotoana lava ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana hifehy ny fandaniambolam-panjakana amin’ity taona 2019 ity (LFR 2019).
Hamaky ny tohinyZava-dehibe ny tetikasa “Fihariana” ho an` ny firenena. Tokony hivelatra mba tsy hivangongo eto an-drenivohitra fa hisandrahaka manerana an`i Madagasikara ny tetikasa.
Hamaky ny tohinyManampahaizana 2 avy any ivelany ao amin’ny Conférence Permanente des Chambres Consulaires Africaines et Francophones (CPCCAF) no tonga nanome fampiofanana
Hamaky ny tohinyRehefa nodinihina nandritra ny herinandro ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana hifehy ny fandaniam-bolam-panjakana amin’ity taona 2019 ity dia tapaka nandritry ny filankevitry ny minisitra tamin’ny farany teo fa ny 60%-n’ny tetibola no hanaovana ireo fotodrafitrasa.
Hamaky ny tohinyNavoaka omaly alakamisy 16 mey tetsy amin’ny Hotely Le Pavé Antaninarenina ny voka-pikarohana nataon’ny eo anivon’ny fikambanana Faribolana Mpandinika ny Hary eto Madagasikara (CREM).
Hamaky ny tohinyAhitana harena ankibon’ny tany antsoina hoe Lithium izay singa ampiasaina amin’ny fanamboarana finday sy fakan-tsary ary koa manana “Carbone”
Hamaky ny tohiny