Politique

Tolona etsy amin’ny 13 mey Mitady hiverina ny tantara


  • Zoma 04 Mey 2018

Hifarana amin’ny fananganana governemanta an-dalambe indray ary ve izy ity sa ahoana ? Io no fanontaniana miverimberina any an-dohan’ireo mpanara-baovao any, indrindra ireo efa niaina ny ngidin’ny vokatr’ireo krizy hafa nifanesy teto Madagasikara.

Manomboka miditra amin’ny fakana namana eny anivon’ireo andrim-panjakana stratejika isan-karazany, raha ny hita omaly, ireo mpitolona eny amin’ny kianja 13 mey. Nivoaka ihany koa ireo mpianatra tamina lisea sy kolejim-panjakana isan-karazany, toy ny teny amin’ny lisea Rabearivelo sy sekolim-panjakana samihafa tamin’iny Mahazo sy ny manodidina iny. Rehefa tapitra ny minisitera sy ireo mpianatra dia ny aiza indray no havoaka ? Mitady hiverina ny tantara ka andrasana ho tonga saina ny rehetra.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT