Politique

Tence Mena “Avy amin-janahary ianao Dada Ravalomanana a !”


  • Alatsinainy 17 Desambra 2018

Ny marainan’ny faradoboka ny sabotsy 15 desambra lasa teo no namoronan’ny mpanakanto Tence Mena Tononkalo ho an’ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana.

 

 

 

Novetsoiny teo Mahamasina io tononkalo io ary tena nampihetsi-po ny rehetra. Mialoha ny hihirako, dia aleo aloha aho mba hizara aminareo ny zavatra avy aty am-poko, hoy izy. Raha fintinina dia milaza io tononkalo io fa i Dada ilay nandrasana, izy no hanamboatra, hanangana sy hanavotra ny Malagasy. Na fanamboaran-dalana na famoronan’asa na fiahiana ny fianaran’ny ankizy na fanampiana ny vehivavy, vitan’i Dada izany, hoy i Tence Mena. Tsy tongatonga foana ianao Dada Ravalomanana fa tena avy amin-janahary, hoy izy. Nanentana ny Malagasy mpiray tanindrazana ity mpanakanto ity mba tsy hisalasala intsony hifidy ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana, izy no hanasoa ny rehetra, izy no efa tompon-tanàna.

Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT