Politique

Solotenan’ny Antenimiera ao amin’ny HCC Rabenarivo Naina Ramaharosoa no kandidan’ny ankolafy Ravalomanana


  • Alakamisy 07 Aogositra 2014

Hanana kandida amin’ny fifidianana izay ho solotenan’ny Antenimieram-pirenena ny vondrona parlemantera Ankolafy Ravalomanana

. Rabenarivo Naina Ramaharosoa, mpitsara, no nahazo ny tsodrano. Efa tale (Directeur des études juridiques) teo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika tamin’ny fitondrana Ravalomanana ny tenany. Anio atoandro no hikatona ny fandraisana ny filatsahan-kofidiana. Rahampitso no hatao ny fifidianana ireo solotena roa. Tsy voatery ho depiote izy ireo. Raha toa ka depiote ilay kandida voafidy dia tsy maintsy mametra-pialana ao Tsimbazaza izy, satria andraikitra tsy ampifarafesina ny asan’ny depiote sy ny mpanolotsaina avo ao amin’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT