Politique

Rugby – Amboaran’ny filoha Hanao famaranana ny TFA sy FTM


  • Alatsinainy 15 Jona 2015

Fantatra omaly taorian’ny manasadala natao teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ireo fileovana roa hiady ny famaranan’ny fiadiana ny Amboara’ny filoha ary handimby ny IRC

tompon’anaramboninahitra. Tafita hihaona amin’io famaranana io ny TF Anatihazo sy FT Manjakaray tompondakan’ny Top-14. Ny TFA dia nanilika an’ny TFMA tamin’ny isa 19-12 tamin’ny manasadalana ary ny FTM nampiondrika an’ny UASC tamin’ny isa 35-27. Hiady ny lah-3 izany ny Boaikely manohitra sy Besetroka. Toy izao kosa ny vokatr’ireo fiadian-toerana. Ny IRC nampiondrika an’ny Cosfa tamin’ny isa 47-44 efa tany amin’ny fanalavam-potoana raha nisaraka 37-37 ny roa tonta hatreo amin’ny fe-potoana ara-dalana. Tetsy ankilany ny 3FB nandavo an’ny STM 31-29. Ry Ngahindriana izay nampijoro ireo mpilalaony tanora ankoatra an’i Rija mpitsara fahadisoana.  Hiady ny lah-3 izany ny 3FB sy IRC ary hiady ny lah-5 ny STM sy Cosfa. Hisy koa ny 11-12 jolay izao ny fiofanana ho an’ireo mpitsara ka eny amin’ireo seksiona efatra, ny ligin’Analamanga ary ny federasiona ny fioratana anarana.

Rasanda Serge

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT