Politique

Rivo Rakotovao “Mila ampanjakaina ny lalàna !”


  • Alakamisy 04 Oktobra 2018

Ny fahefana nomena ahy dia natao hampanjakana ny lalàna, hoy ny filoham-panjakana, Rivo Rakotovao, raha nidinidinika tamin’ny solontenan’ireo mpanao gazety tonga teny amin’ny lapan’Ambohitsirohitra omaly.

 

 

 

Ny mikasika ny andraikitra tokony hisaloran’ireo mpanao gazety mba hisiana tontolom-pifidianana tony moa no votoatin’ny lahadiniky ny 2 tonta omaly. Nasian’ity filoha ity tsindrim-peo manokana ny mikasika ny fivoizana ny zava-niseho tany Morondava farany teo. Aoka mba tsy ho ny mpanao gazety no ho loharano hipoiran’ny fifandiram-poko eto amin’ity firenena ity. Tsy fanapahan-kevitra politika akory no noraisina raha nanakatona ilay radio tany an-toerana fa fanamafisana ny atao hoe tany tan-dalàna. Ny fahalalahana maneho hevitra akory tsy midika ho fanaovana izay tian-katao.

J. Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT