Politique

Repoblika Islamikan’i Iran Mitohy ny fiaraha-miasa amin’i Madagasikara


  • Alakamisy 12 Febroary 2015

Mitohy ny fiaraha-miasan’ny firenena iranianina sy Madagasikara. Omaly no tonga nanatitra ny taratasy manendry azy ho masoivohon’ny fireneny miasa sy monina eto amintsika Atoa Monri Nik Mahammad

 

. Tsiahivina fa ny taona 1982 no efa nisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny firenena roa tonta ka ny lafiny ara-koltoraly sy teknika no nifantohana tamin’izany. Ankehitriny dia misy ny vinam-piaraha-miasa vaovao ataon’ity firenena silamo ity eto amintsika toy ny lafiny ara-pahasalamana, ny fambolena sy ny harena ankibon’ny tany. Eo ihany koa ny mahakasika ny jono izay tetikasa efa an-dalam-pahavitana. 


 

Nangonin’i Tojo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT