Politique

RAZAKANDRAINY BEZORO Hilatsaka amin’ny anaran’ny fikambanana Hasin’Antehiroka


  • Alatsinainy 13 Aprily 2015

Hiverina hilatsaka hofidiana ho Ben’ny tanŕnan’ny kaominina Antehiroka Razakandrainy Bezoro.

 

 

 

 Ny sabotsy lasa teo no nanambarany tamim-pomba ofisialy izany, filatsahana izay hataony amin’ny anaran’ny fikambanana Hasin’Antehiroka. Tanjony ny hamaly ny hetahetan’ny mponina sy hanatontosa ireo asa efa natombony tamin’ny fotoana nahaben’ny tanàna azy. Anisan’izany ny fotodrafitrasam-panabeazana izay ilaina hampitomboana hatrany mba hahafahan’ny kilonga madinika miditra an-tsekoly, ny fanavaozana ny tanàna amin’ny lafiny rehetra, ny famerenana amin’ny laoniny indray ny resaka fandriampahalemana, ny fijerena manokana ireo tantsaha mpamokatra … Vahoaka maro no tonga nanatrika ny fanambarana tamim-pomba ofisialy ny filatsahana nataony, izay mbola manaporofo ny fitiavan’ny rehetra tamin’ny asa vitany.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT