Politique

RAZAKANDRAINY BEZORO


  • Zoma 23 Janoary 2015

« Tsy handrombaka fahefana aho, fa hiverina amin’ny alalan’ny latsa-baton’ny vahoaka » Ho kandika Ben’ny tanàna ao anatin’ny kaominina Antehiroka Razakandrainy Bezoro amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna ho avy izao.

 

Tsy handrombaka fahefana aho, hoy izy, fa hiverina amin’ny alalan’ny vato omen’ny vahoaka ahy izay tsiahivina fa maniry fatratra  ny hiverenany noho ireo asa fampandrosoana ny tanàna marobe efa vitany. Efa betsaka sahady ny fandaharan’asan’ity kandida Ben’ny tanàna ao anatin’ny fikambanana hasin’Antehiroka ity. Ankoatra ny fitarihana ny tsirairay handray ny andraikiny eo amin’ny fiarahamonina sy ny fehim-pihavanana dia anisan’ny imasoany ihany koa ny fanatsarana sy fampandrosoana ary fampiroboroboana ny fiainam-pianakaviana. Tsy latsa-danja amin’ireo ny fijerena manokana ny lafiny fandriampahalemana, ny sehatry ny fanabeazana ary ny lafiny fahasalamana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT