Politique

Razafitsiandraofa Jean Brunel “Tsy fady anay izany ho lasa minisitra izany”


  • Alakamisy 03 Septambra 2015

Tsy fady anay izany hotendrena ho mpanatanteraka izany toy ny minisitra sy toerana hafa koa, hoy ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tany amin’ny distrikan’Ikongo, Razafitsiandraofa Jean Brunel omaly teny Tsimbazaza.

 

 Marihiko fa tsy mbola nisy firesadresahana tamiko ny momba an’izany aloha hatreto fa karazana tombantombana ivelany ihany no misy. Sahiko ambara kosa anefa fa ny tenako dia olona mahitsy, mpandray andraikitra ary tia tanindrazana ka izay toerana misy ahy eo amin’ny fanatanterahana ny raharaham-pirenena dia hitsinjovako ny Malagasy aloha voalohany indrindra. Tokony homena tombony mihoatra ny rehetra mihitsy ny maha Malagasy amin’ny ankapobeny.  Ary raha izaho no ho anisan’ny mpanapaka amin’ny fitantanana ity firenena ity dia tena sahiko ny manome toky fa ho hafa mihitsy ary hahahomby ny fomba hitantanana izany fa haintsika io.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT