Politique

Ravelonanosy Télésphore Mamy Tiana Nanentana ny tany an-tanŕna rehefa andro fety


  • Talata 30 Jona 2015

Tsy nanatrika ny matso tetsy Mahamasina sy ny lanonana teny Iavoloha ny tenako na dia nahazo fanasana mazava toy ny rehetra aza, hoy ny Depiote Pasitera

 

Ravelonanosy Mamy Tiana voafidy tany amin’ny distrikan’Ankazobe. Tsy sanatria tsy fitiavana ny filoham-pirenena, hoy izy, fa izahay olomboafidy avy any amin’ny faritra manodidina dia tsy maintsy manome voninahitra ny vahoaka sy ny faritra niaviana amin’ny fotoana tahaka ireny ary tena mahatsiaro manana adidy tokoa amin’ny famalifaliana ny mponina sy fitarihana ny fanentanana any an-tanàna rehefa andro fety tahaka ireny. Raha ny fahafantarako azy dia samy nahazo ny taratasy fanasana ho eny Iavoloha sy Mahamasina avokoa ny solombavambahoaka isanisany fa samy manana ny praogramany ihany ny tsirairay avy. 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT