Politique

Rakotondrabe Maurice Mbola hanohy ny fitantanana ny kaominin’i Tanjombato


  • Talata 26 Aogositra 2014

Taorian’ny nandanian’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara farany teo an’ireo volavolan-dalŕna telo mahakasika ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana dia nanambara ny Ben’ny tanŕna am-perinasan’ny Kaominin’i Tanjombato

Atoa Rakotondrabe Maurice, fa mbola mitana ny teniny amin’ny fahavononany hirotsaka hofidiana ho ben’ny tanàna indray hitantana fanintelony an’ity kaominina ity ny tenany. Na dia nanana olana tahaka ny rehetra tamin’ny tsy fahampiam-bola nentina niasa aza izahay, hoy izy nandritra ny 5 taona farany nitantana ity kaominina ity tao anatin’izay 10 taona nahateo anay izahay dia niaraha-nahita kosa ny zava-bita teto amin’ity kaominina ity tamin’izany ka raha ho avy ny vola avy amin’ny fanovana rafitra misy ka ho avy mivantana ety aminay ny hoenti-mihetsika hanatanterahana ireo asa fampandrosoana ny fokontany samihafa ety anivon’ny kaominin’i Tanjombato dia mbola hataonay avo roa heny farafahakeliny ny asa mivangana tanterahina ety ifotony.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT