Nahagaga anay ny fivoahan’ny raharaha nahavoarohirohy ny ben’ny tanŕnan’ny kaominina Ampefy izay kaominina iray eo ambany fiahianay any amin’ny distrikan’i Soavinandriana Itasy an-gazety , hoy ny depiote Harinosy Rabenerika Charlo
t, fa toy ny tongo-bakivaky sady maharary no mahamenatra nefa mankahery anareo mpanao gazety ny tenako mba hanohy ny fitaterana ny fanadihadiana manaraka ka hamoaka ny tena marina ny amin’iny resaka iny. Marihiko, hoy izy fa na dia samy olom-boafidy aza izahay dia tsy afaka ny hifampiharoharo fahatany amin’ny raharaha manahirana tsy maintsy hisy fiantraika eo amin’ny raharaha tokan-tranon’ny kaominina misy ny tena tahaka itony.
Ntsoavina Evariste
.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.