Politique

Propangandy fihodinana faha-2 Miaraka hatrany amin’ny depiote Horace ny boriborintany faha-6


  • Alarobia 05 Desambra 2018

Nanomboka omaly talata 4 desambra indray ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena Malagasy fihodinana faharoa ka hoan’ny

 

 

 

mpomba ny kandida Marc Ravalomanana n°25 eny amin’ny Boriborintany aah-6 rehefa avy nanatrika ny fanompoham-pivavahana nanombohana izany teny amin’ny foibe Bel’Air niakaraka tamin’ny K 25 rehetra izy ireo  dia roso tamin’ny fametahana afisin’ny kandida n°25 teny amin’ny boriborintany misy azy avy eo ka  nitarika azy ireo tamin’izany ny depiote TIM, Rasoanoromalala Marie Horace . Niara-namakivaky ny tanàna nihazo an’Ambohimanandray, Anosisoa ary Ambodihady indray koa avy eo  ny mpanao fampielezan-kevitra izay hita ho vonombooina aok’izany hampandany ny kandida n°25 amin’ny 19 desambra izao.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT