Politique

Praiminisitra Jean Ravelonarivo Voasiotsioka teny amin’ny kianjan’ny Makis


  • Talata 02 Jona 2015

Sambany nahitana fisiokana mpitondra fanjakana teny amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka tamin’ny alahady teo. Tamin’ny fidiran’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta hijery sy hanotrona ny lalao iraisam-pirenena fiadiana ny amboaran’ny Aroi aty amin’ny Oseana Indiana no nahitana sy nandrenesana izany tamin’io alahady 31 mey io

 

. Raha teny amin’ny taranja basikety teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina tamin’ireny fotoanandron’ny tetezamita ireny no nahitana matetika ny fihetsika fanehoan-kevitra fanoheran-javatra  tahaka izao fa tamin’ity indray maka ity dia nifindra teny amin’ny taranja rugby à XV izany noho ny fisian’ny disadisa eo amin’ny rafi-pitondrana mpanao lalàna sy mpanatanteraka eto amintsika.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT