Hanomboka rahampitso talata ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa an’ny antenimieram-pirenena, araka ny fampiantsoana nataon’ny filankevitry ny minisitra manokana natao ny zoma lasa teo
.Natokana ho amin’ny famelabelaran’ny praiminisitra ny politika ankapoben’ny governemanta ity fivoriana ity ka araka ny fantatra dia ny alarobia no hanolotra izany eny Tsimbazaza ny praiminisitra Jean Ravelonarivo sy ny governemanta tarihany, iray volana taorian’ny nahavoatendry azy.
Nangonin’i RTT
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.