Politique

PDS MAHAJANGA Tsy fantatra ny andro nametrahany fialana


  • Alarobia 22 Aprily 2015

Niandry ny fametraham-pialan’ny Pds Mahajanga Tia Solofomanga Herininaina ny vahoaka mialoha ny fandraisany anjara amin’ny filatsahan-kofidiana izay ho ben’ny tanàna amin’ny fifidianana ho avy izao

 

 

. Nilaza tamin’ny haino aman-jery tampoka anefa izy fa efa vita ny  fametraham-pialany amin’ny maha Pds azy tamin’ny volana tsy fantatra. Arak’izay dia hirotsaka ho anisan’ireo hofidiana ity Pds ity izay avy amin’ny antokon’ny fitondrana. Tsy nahazoana loharanom-baovao anefa avy eo anivon’ny seraseran’ny tanàna Mahajanga I mikasika ny fialan’io Pds io teo amin’ny toerany fa dia toy ny mbola miasa hatrany ny fahitana azy izay miditra ao am-piasana foana isan’andro. Midika izany fa tsy mazava amin’ny vahoaka ity fihetsika ataon’ny sasany ity eo amin’ny fitantanana ny firenena. Tsy manara-dalàna ny fametraham-pialan’ny Pds Mahajanga fa lasa atao kitranoantrano ny raharahan’ny fifidianana.

                                                                                                                         Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT