Politique

Olga Ramaroson Niantso fitoniana


  • Alatsinainy 30 Martsa 2015

Tonga nijery an'i Alain Ramaroson teny amin'ny borigadin'ny zandary Tanà Ville teny Betongolo nitazonana azy taorian'ny nisamboran'ny Emmo-Reg azy teny Vassacos Rtoa Olga Ramaroson vadiny ny sabotsy antoandro.

 

 

 «Tsy voakasi-tanana ary salama izy», hoy ramatoa minisitry ny mponina tao amin'ny governemanta Camille Vital, tamin'ny tetezamita. Nisaotra ireo olona nanoina ny antson'i Alain Ramaroson tamin'ny Diaben'ny olom-pirenena nokasainy hotarihina io andro io Rtoa Olga Ramaroson, no niantso fitoniana ihany koa.

 

Nangonin'i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT