Politique

Ny Rado Rafalimanana Ny tanora no sarihiny


  • Talata 04 Septambra 2018

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny birao fiasan-dry zareo avy eo anivon’ny Mahaolona izay tarihin’ny filohany, Ny Rado Rafalimanana etsy, Isoraka.

 

 

 Araka ny fanazavana, ao no toerana andraisana ireo tanora maniry hiara-dia amin’ity kandida ho filoham-pirenena ity. Ankoatra izay, ho QG na birao fiasan’ny antoko koa izy io. Hita ho misarika ny tanora fatratra, raha ny stratejia no lazaina, ity kandida izay efa namondrona ireo mpandraharaha tanora malagasy tetsy amin’ny minisiteran’ny indostria, andro vitsy lasa izay. Raha tsiahivina, ny fanazavana ilay tetikasany antsoina hoe : Vatoeka no nataony.

 

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT