Politique

Ny 5 na ny 6 septambra ho avy izao


  • Alatsinainy 01 Septambra 2014

no mety hivoaka ny vokatra vonjimaika momba ny fifidianana solombavambahoaka naverina tany Ambanja, nosy Sainte Marie, Marovoay ary Belo Tsiribihana ny CENI-T, hoy ny filohany Rtoa Atallah Beatrice.

Miandry izay hevitry ny fitondram-panjakana amin’ity anio ity ny sendikan’ny mpiasan’ny Jirama. Aorian’izay no hahafantarana ny mety ho tohin’ny hetsika. Re fa mety hiditra amin’ny fanaovana fitokonana faobe izy ireo raha toa ka miziriziry amin’ny heviny ka tsy manatsoaka ny fitoriana ireo mpiasan’ny Jirama ny fitondram-panjakana

Tsy tokony ho didim-panjakana raisina mandritra ny filankevitry ny minisitra intsony ny fanendrena ireo mpikambana ao amin’ny filankevi-pitantanan’ny Jirama, fa amin’ny alalan’ny fivoriamben’ny mpiasa sy ireo mpiara-miombon’antoka, raha ny hevitry ny Tahirimbolam-pirenena.

Amin’ny faran’ity volana septambra ity no hozaraina ny karatry ny mpanao gazety, hanamarinana ny maha matihanina sy ara-dalàna azy ireo. 1 148 moa no nahazo ny karatra indray toarian’ny fandinihana sy ny sivana nataon’ilay vaomiera manokana, izay nilaza fa tena niasa tamin-kalalahana tokoa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT