Politique

Naivo Raholdina Mitaky ny fialan'ny Filoham-pirenena


  • Alatsinainy 30 Martsa 2015

«Mametraha fialana rehefa tsy zaka ny fitondrana fa mijaly ny vahoaka», hoy i Naivo Nantsoina Raholdina tao amin’ny haino aman-jery tsy miankina iray teto an-drenivohitra ny sabotsy alina teo, fanehoan-kevitra izay miantefa mivantana amin'ny filohan'ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina.

 

 

 Anisan'ireo mpanao politika naneho hevitra voalohany taorian'ny nisamboran'ny zandarin'ny GSIS an'i Alain Ramaroson teny Vassacos, raha nikasa hitarika Diaben'ny olom-pirenena, ny antoandron'ny sabotsy teo ity filohan'ny FAFI V sady solombavambahoaka Mapar voafidy tao amin'ny Boriborintany faha-5 eto Antananarivo renivohitra ity.

 

Nangonin'i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT