Politique

Marc Ravalomanana “Tsy haka fahefana raha miverina”


  • Sabotsy 17 Mey 2014


 Mandria eo ivohon’ny vato  ianao Atoa  filoha Rajaonarimampianina fa tsy hanongana anao izany  mihitsy i Marc Ravalomanana sy ny mpomba azy raha miverina izy fa hanampy anao amin’ny fampandrosoana ny firenena, hoy ny jeneraly Solamena tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Nampian-dRaveloson Constant izany tamin’ny filazana fa : henatra ho an’ny olom-boafidy ny mbola maha sesintany an-dRavalomanana ary tsy filohan’ny repoblika izy raha mody, tsy ministra na Praiministra, tsy depiote koa ka hoe atahorana. Aza mijery lavitra Andriamatoa filoha, hoy i Zafilahy Stanislas, fa ny orinasa nampiakatra sy hampiakatra ny toekarena dia ny Tiko ka fantatrao ny tokony hatao hiverenan’izany orinasa izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT