Politique

Manao be marenina ny mpitondra Hikarakara fihaonambe entina handinihina izany ny TVMA


  • Talata 01 Septambra 2015

sy mihaino ny fikambanana intsony izay mijanona ho mpanolo-kevitra ny mpitondra ankehitriny, hoy ny fikambanan'ny tambajotrran’ny vahoaka mandray andraikitra tarihin'ny filoham-boninahiny Rakotomalala Désiré.

 

T Hikarakara fihaonambe entina handinihina izany izy ireo, ho an'ireo fikambanana mitovy fomba fijery aminy. Tanjon'izy ireo ny hamadihana ny fikambanana hanjary ho hery  afaka manery sy manatsara ny sehatry ny fampandrosoana eto amin'ny firenena fa tsy ho mpanolo-kevitra intsony. Diso latsaka anaty fahantrana loatra mantsy ny 92 %-n'ny Malagasy. Ny mpitondra anefa eo an-daniny variana manangona ny maro an'isa ho azy eny anivon'ny antenimieram-pirenena sy ny kaominina fa tsy mijery izany intsony. Mikasika ny fifidianana Ben'ny tanàna farany teo dia nambaran'izy ireo fa ny 70 %-n'ny Malagasy no efa tsy nifdy izay midoika ho fahatapahan'ny fifandraisana eo amin'ireto farany sy ny fitondram-panjakana. Misy fiantraikany eo amin'ny toekaren'ny firenena izany, hoy ny fikambanana TVMA, antony hitadiavan'izy ireo lalan-kafa hizorana ho an'ireo 92 %. Efa mahatratra 112 moa ny fikambanana miaraka amin'izy ireo ankehitriny.

 Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT