Raha tena mpampihavana ny filoham-pirenena dia izy
no tokony hanetry tena voalohany sy hahay hihaino ny rehetra. Rehefa tsy mahavita izany izy dia hitohy ary hihamafy kokoa aza ny krizy e !
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.