Politique

Maharante Jean de Dieu Tsy manaraka ny baikon-dRajoelina intsony izahay Mapar II sy III


  • Alarobia 24 Desambra 2014

Manomboka misy dingana vitan’ny fitondram-panjakana tarihan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina ankehitriny

, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny Mapar II sy III anaty fanjakana, ny minisitra Maharante Jean de Dieu. Anisan’ireny ny fiverenan’ny fifanarahana amin’ny AGOA ka hanombohan’ny fanondranana entana any ivelany indray sy hiverenan’ny asa ana hetsiny  izay hanamaivana ny fahasahiranam-bahoaka amin’ny ankapobeny. Izany no antony mbola hanohizana ny fanohanana azy araka ny efa nifanarahana fony naha kandidà ho filoham-pirenena azy, hoy hatrany izy. Tsy mpamadika velively araka ny voizina ankehitriny izahay fa tsy nanaraka intsony ny baikon’i Andry Rajoelina mpanorina fa ny toromarika tany am-piandohana no tohizanay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT