Politique

Magro Behoririka Mody Ravalomanana vao milamina ny tany


  • Zoma 19 Septambra 2014

Lavitra ny lalana nodiavin’ny tolona, hoy i Guy Roger tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, mbola maro no tsy tanteraka nefa tsy isika irery no mitaky fa ny iraisam-pirenena ihany koa ary na miseho dadany aza ny fitondrana, Ravalomanana mody vao milamina ny tany.

 Tamin’ny andron’i Marc  Ravalomanana no nisy voalohany ny polisy monisipaly, hoy i Fenomanjato,  ary nilamina ny tany satria tsara ny tahiry ary mivoatra foana ny tanàna. Ohatran’ny hoe aleo ihany Rajoelina fa izy azo noresahana sy nahazoana zavatra, hoy i Manoela nanome fanamarihana. Nampidi-kizo ny firenena lalina anefa, hoy ihany izy Rajoelina ary manohy izany i Hery Rajaonarimampianina. Niara-nanongam-panjakana izy roalahy ary ny mpanongam-panjakana tsy afaka mitondra firenena. Mihemotra koa izao ny iraisam-pirenena satria na dia tsy mety aza dia nekena fa ny fitantanan’ny firenena tsy mety ary ny fepetra tsy tanteraka.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT