Politique

Magro Behoririka Amin’ny zoma indray mifankahita


  • Alarobia 24 Desambra 2014

Ho fanomezam-boninahitra ny fetin’ny Krismasy dia hiato kely anio sy rahampitso ny hetsika etsy amin’ny Magro Behoririka fa amin’ny zoma 26 desambra kosa indray vao hiverina an-kianja ny mpitolona

. Omaly dia niavaka ny hetsika nataon’ny Reny Diamondra nanome tolotra manokana ho an’ny ankizy iray tsy salama ary koa nanome fanomezana ny zanaka faran’ny gadra politika Fikisy izay farany madinika indrindra amin’ny zanak’ireo mpiara-migadra aminy. Tsy nohadinoin’ireo Reny Diamondra koa tamin’izany ny nizara vatomamy ho an’ireo kilonga rehetra tonga tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT