Politique

Lalaina Berthnes ‘’Fotoana ifampidinihana izao.”


  • Talata 08 Janoary 2019

Mafampana ny toe-draharaham-pirenena ka dia samy maneho ny heviny ny ankamaroan’ireo mpanao politika.

 

 Nivoaka tamin’ny fahanginany koa ny mpanao politika sady mpanolotsain’ny tanànan’Antananarivo teo aloha, Lalaina Berthnes.  Na ny any eoropa aza ankehitriny sahirana, hoy izy. Ny any alemanina moa dia miteraka olana ireo mpitsoa-ponenana miisa 1 tapitrisa nampidirin’i Angela Merchiel. Ny any Frantsa koa dia mampihetsika ireo “Gilet jaune” ny resaka fari-piainana. Ny any aza 1,2 tapitrisa ariary ny karama farany ambany fa mampitomany ny mponina mainka fa ny eto izay zara raha 150.000 ariary. Ny eto efa mirehitra ny tanàna. Ambositra, Bongolava, Toliara, Sambava sy ny sisa ireny hoe tsy nisy fifidianana akory fa tonga dia lany 100% ny kandida iray.  Mbola misy pesta sy kitrotro miampy ny tsy fandriampahalemana. Mila fifampidinihana Izany, hoy izy. Any eoropa aza manao fifampidinihana na “dialogue national”.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT