Politique

Kongresin’ny Antoko TIM Atao mialoha ny fifidianana ben’ny tanŕna


  • Zoma 23 Janoary 2015

Nanambara ny mpitondra tenin’ny ankolafy Ravalomanana sady mpikambana eo anivon’ny Antoko Tiako I Madagasikara Atoa Guy Rivo Randrianarisoa fa mijoro ary miroborobo ny antoko.

 

Na dia nisy aza ny resaka nandeha teo aloha mahakasika ny antoko dia efa mijoro ara-dalàna ireo mpikambana ao anatiny ary efa nisy ny didim-panjakana namerina izay ho amin’ny tompony. Voalaza fa Atoa Razoarimihaja  solofo Nantenaina no filoha nasionaly ary Atoa Mamy Rakotoarivelo no sekretera jeneraly. Nomarihiny fa hisy ny Kongresy lehibe izay atao ato ho ato ary mety ho mialoha ny fifidianana ho ben’ny tanàna no hanantanterahana  izany. Azo heverina  izany fa dia handray anjara amin’ny fifidianana izay ho avy manaraka eo ny Antoko  Tiako I Madagasikara, indrindra fa ny fifidianana  kaominaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT