Politique

Kolonely Charles Hiverina amin’izay


  • Talata 30 Desambra 2014

Tapa-kevitra ny kolonely Charles Andrianasoavina fa hody an-tanindrazana. “Amin’io volana janoary 2015 io izy no ho avy”, hoy ireo akaiky azy

Anisan’ireo gadra politika andiany voalohany nahazo famotsoran-keloka avy amin’ny filohan’ny Repoblika araka ny didim-panjakana  2014-1941 tamin’ny 24 desambra 2014 ity manam-boninahitra avy amin’ny andiany faha-20 nivoaka tao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ity. Ny raharaha BANI tamin’ny 17 novambra 2010 no nisamborana ka nanamelohan’ny fitondran’i Andry Rajoelina azy hanao asa an-terivozona mandra-pahafatiny. Narary mafy tany am-ponjan’i Tsiafahy izy ary telo taona lasa izay no nandefasana azy nitsabo tena atsy La Réunion. Mbola manohy fitsaboana tena any ny tenany amin’izao fotoana izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT