Politique

Koike, Lego, Magneva Hitety an’i Madagasikara hampandany an’i Dada


  • Zoma 07 Desambra 2018

Hifanome tanana hanentana amin’ny fampandaniana ny kandida Marc Ravalomanana n° 25 ka nanainga niala

 

an’Antananarivo hitety an’ireo mpankafy azy ireo any amin’ny Faritra ny mpanakanto Koike sy Lego ary i Maneva  ka hitaona azy ireo hifidy an'i Dada Ravalomanana amin’ny 19 desambra 2018 ho avy izao. Nilaza ireto mpanakanto 3 mirahalahy ireto fa tsy nisy naniraka izy ireo na koa nahazo baiko, fa natosiky ny hambompom-pon’ny fitiavan-tanindrazana ao amin’izy ireo fotsiny ihany. Matoky izahay, hoy izy ireo, fa rehefa tonga eo amin’ny  Fitondrana i Dada dia hahaleo tena ara-tsakafo ity Tanindrazana ity, ho fongotra tanteraka ny tsy  faandriampahalemana, hiverina hianatra ireo ankizy izay efa nandositra ny sekoly noho ny fahantrana ary ho tomady sy salama ny mpiray tanindrazana aminay. Dada n° 25 avao gnatika, hoy izy ireo.


Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT